Ireto ambany ireto ny santionany amin'ireo hetsika izay karakarain'ny AMK.
Hotontosaina amin'ny 8 Nôvambra 2023 tao amin'ny IKM Antsahavola ny andininy faharoa amin'ny Savaivon'ny Teny Malagasy (STM 2023).
Notontosaina isaky ny Alarobia voalohany amin'ny volana tao amin'ny Tranombokim-pirenena ny KMS tamin'ny taona 2022.
Raha te hahazo vaovao tsy tapaka mikasika ireo hetsika karakarain'ny AMK ianao dia mitsidiho ny pejy Facebook an'ny AMK.
© 2023 AMK | Fifandraisana | Momba Anay | Design by W3Layouts