Entinay an'eritreritra hitsidika ny Rovan'Antananarivo ianareo amin'ny alalan'reto sary ireto.
Raha te hahita ny fanazavana momba ny sary ianao dia tsindrio ilay sary.
Naka ny sary Mainty Kely.
Sary nalaina tamin'ny 2014.
Tafondro eo ambavahady mitodika miantsinanana.
Tafondro eo ambavahady mitodika miankandrefana.
Vavahady tazanina avy ao anatiny.
Takela-bato momba an'i Manjakamiadana.
Sarina voromahery eo ambony vavahady.
Fasan'ny Mpanjaka Rasoherina sy Radama.
Manjakamiadana tazanina avy aty avaratra.
Manjakamiadana sy Mahitsielafanjaka.
Tafon'i Mahitsielafanjaka.
Varavaran'i Mahitsielafanjaka.
Vavahadin'i Mahitsielafanjaka.
Tsanjambaton'Andrianampoinimerina.
Tafondro eo atsinanan'ny Rova.
Iray amin'ireo tafondro eo atsinanan'ny Rova.
Tsangambat misy ny anaran'ireo mpianatra.
Anaran'ireo mpianatra roambinifolo lahy.
Tohin'ny anaran'ireo mpianatra roambinifolo lahy.
Ny Rova tazanina avy aty atsimo atsinanana.
Varavarna miditra ao amin'ny fiangonana (avy aty atsinanana).
Irao amin'ireo varavarankelin'ny fiangonana.
Fipetrahan'ny Mpanjaka ao anaty fiangonana.
Tsangambato fitokanana ny fiangonana.
Soratra eo amin'ilay tsangambato.
Takela-bato momba ny fiangonana.
Besakana sy ny fiangonana.
Besakana tazanina avy aty atsinanana.
Manjakamiadana tazanina avy aty atsimo.
Varavarana eo amin'ny Manjakamiadana.
Amontana eo antokotanin'ny rova.
Vato marobe eo antokotanin'ny rova.