Rakotoson Emeralde

From KoloikoWiki
Jump to: navigation, search

Rakotoson Emeralde dia poeta Malagasy malaza.

Tamin'ny 1931 izy no nanomboka nanoratra. Maro dia maro ireo tononkalo nosoratany. Izy no anisan'ny mpanorina ny UPEM, ilay fikambanana poeta Malagasy.

Mpivarotra voninkazo no tena asan'i Rakotoson Emeralde.

Tamin'ny 20 Aogositra 1978 no nodimandry.