Portal:Rakibolana malagasy

From KoloikoWiki
Jump to: navigation, search

Rakibolana malagasy

Rakibolana malagasy

Eto no pejy fandraisana hidirana amin'ny rakibolana malagasy.

Teny notsongaina

rafozana

: [räˈfuzən]

Anarana

  1. Ray aman-drenin'ny vadinao. Indraindray koa dia antsoina fa rafozana daholo ny iray tampo amin'ny ray aman-drenin'ny vadinao.
    Lasa namangy rafozana any ambanivohitra i Solo.

Ireo teny niditra farany

Fantatrao ve?

  • Na firenena Afrikana aza i Madagasikara dia samihafa fihaviana amin'ny teny Afrikana ny teny Malagasy.
  • Avy amin'ny teny Antandroy ny teny hoe finday.

Lesona fohy

Rehefa manonona teny malagasy dia tsy tononona matetika ny zana-tsoratra farany indrindra fa ny litera a.

Ohabolana notsongaina

Vinantolahy entanim-pitia tafahoatra ka mikitika nonon-drafozana.

Purge server cache