Portal:Olo-malaza

From KoloikoWiki
Jump to: navigation, search

Olo-malaza Malagasy

Olo-malaza Malagasy

Eto no pejy fandraisana hidirana amin'ny olo-malaza Malagasy.

Lahatsoratra notsongaina

Lahatsoratra niditra farany

Naka Rabemanantsoa dia mpilalao sady mpamorona tantara teatraly malaza. Izy no Malagasy voalohany nilalao sary mihetsika tao amin'ilay sary mihetsika mitondra ny lohateny hoe "Ny zazavavin-drano." Izy no namorona ny Tropy Analamanga, sy ny Lisin'i Arivo. Teraka tamin'ny 11 Oktobra 1892 izy.

Ireo tantara noforoniny

  • Ny tantely amam-bahona
  • Mihoa-pefy
  • Varo-boba

Fantatrao ve?

Imboasalamatsifarofy no niova anarana ho Andrianampoinimerina taty aoriana.

I Hagamainty no mpanolontsina ambony indrindra tao amin'ny fanjakan’Andrianampoinimerina.

Lesona fohy

Amin'ny teny malagasy dia tsy tononona ny litera farany amin'ny teny indrindra fa ny "a."

Purge server cache