KoloikoWiki:About

From KoloikoWiki
Jump to: navigation, search

Tanjona eto amin'ny KoloikoWiki

Tanjona ny hananana sehatra iray natokana ho an'ny teny sy ny kolotsaina malagasy. Raha te handray anjara ato ianao dia aza misalasala mandefa fangatahana hanokatra kaonty. Hisy mpikarakara hifandray aminao tsy ho ela rehefa voaray ny fangatahana.

Koloiko sy Hajaiko ny Teniko

Raha te hahalala bebe kokoa momba ny vondrona Koloiko sy Hajaiko ny Teniko ianao dia:

Raha misy fanontaniana manokana tianao hapetraka dia mandefasa hafatra aty amin'ny tompon'andraikitra.