Jean Ralaimongo

From KoloikoWiki
Jump to: navigation, search

Jean Ralaimongo dia teraka tamin'ny 4 Oktobra 1884 tao Ikalamavony. Izy dia mpitolona Malagasy tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany. Ary anisan'ireo mahery fon'ny firenena. Ny taolam-balony no voalohany napetraka teny amin'ny fasan'ny mahery fo eny Avaratr'Andrainarivo, miaraka amin'ilay mpitolona iray tsy fantatr'anarana.