Fredy Rajaofera

From KoloikoWiki
Jump to: navigation, search

Fredy Rajaofera dia mpampianatra, mpanoratra, poeta, ary mpanao gazety malaza. Mpikambana tao amin'ny Akademia Malagasy izy. Izy no namorona ny fikambanana Association des journalistes et ecrivains Malgache.

Tany am-boalohany dia tany anaty gazety no tena namoahany ny tononkalony. Namoaka boky maro koa anefa izy taty aoriana anisan'ireny ilay boky malaza mitondra ny lohateny hoe "Kalon'ny Ntaolo."

Tamin'ny 8 Aprily 1968 izy no nodimandry.

Santionan'ny boky nosoratany

  • Kalon'ny Ntaolo