Mbola tsy misokatra ny fivarotana tapakila amin'ny STM 2023.
“Tena matiantoka aloha izay tsy manatrika ny kônferansa satria kihon-dalana lehibe eo amin'ny soratra sy ny teny Malagasy izao vanim-potoana fisiany izao.” — Andrianimerina Hobiana
“Tena matiantoka aloha izay tsy manatrika ny kônferansa satria kihon-dalana lehibe eo amin'ny soratra sy ny teny Malagasy izao vanim-potoana fisiany izao.”
— Andrianimerina Hobiana
“Maro ny hetsika ara-javakanto fa mendri-piderana ny mpikarakara ary tokony ho tohanana. Misaotra indrindra.” — Gaby Kely
“Maro ny hetsika ara-javakanto fa mendri-piderana ny mpikarakara ary tokony ho tohanana. Misaotra indrindra.”
— Gaby Kely