Hapetraka eto ambany eto ny anaran'ireo mpandray fitenenana mandritra ny STM 2023.
“Tena matiantoka aloha izay tsy manatrika ny kônferansa satria kihon-dalana lehibe eo amin'ny soratra sy ny teny Malagasy izao vanim-potoana fisiany izao.” — AndrianimerinA Hobiana
“Tena matiantoka aloha izay tsy manatrika ny kônferansa satria kihon-dalana lehibe eo amin'ny soratra sy ny teny Malagasy izao vanim-potoana fisiany izao.”
— AndrianimerinA Hobiana
“Maro ny hetsika ara-javakanto fa mendri-piderana ny mpikarakara ny Kônferansa, ary tokony ho tohanana. Misaotra indrindra..” — Gaby Kely
“Maro ny hetsika ara-javakanto fa mendri-piderana ny mpikarakara ny Kônferansa, ary tokony ho tohanana. Misaotra indrindra..”
— Gaby Kely