Ataovy eo amin'ny lohahevitry ny mailaka ny hoe: "STM 2023 - Famintinana mohahevitra" rehefa mandefa ny famintinana ny lohahevitra, ary "STM 2023 - Lahatsoratra" rehefa mandefa ny lahatsoratra feno.
Soraty mazava ao anatin'ny mailaka ny anaranao feno sy ny lohahevitra hovelabelarinao.
Daty tokony ho tadidiana
Daty farany fandefasana ny lohahevitra sy famintinana: 31 May.
Daty farany fandefasana ny lahatsoratra: 15 Jolay.
Famoahana ny anaran'ireo voafantina: 15 Aogositra.
Fandefasana ny fanamarihana sy fanitsiana ny lahatsoratra any amin'ireo mpamelabela-kevitra: 22 Aogositra.
Daty farany fandefasana ny lahatsoratra voahitsy aty aminay: 15 Septambra.