Mpanoratry ny Taona 2019

Hitanareo amin'ireto rohy eto ambany ireto ny mikasika ny fifidianana Mpanoratry ny Taona 2019

Fistipi-pifidianana

Izay mpanoratra nisongadina indrindra nandritra ny taona no omena ny anaram-boninahitra Mpanoratry ny Taona. (tohiny … )

Ireo Mpifaninana

Mpanoratra telo mianadahy no voafantina hifaninana amin'ny fifidianana Mpanoratry ny Taona 2019. (tohiny … )

Ireo Mpitsara

Ny mpikarakara ny hetsika ao amin'ny AMK ihany no mitsara ny MNT 2019. (tohiny … )

Vokatra Ofisialy

Efa azonao jerena izao ny vokatra ôfisialy tamin'ny fifidianana Mpanoratry ny Taona 2019. (tohiny … )

Amboara

Holazaina anareo eto ny akon'ny hetsika fanolorana ny amboaran'ny Mpanoratry ny Taona 2019. (tohiny … )

Fisaorana

Mankasitraka sahady antsika rehetra izay nanohana sy nanampy tamin'ny fikarakarana ny hetsika MNT 2019. (tohiny … )

Mpanohana
Mpanohana ny hetsika
Zoromanga Unesco

Hahazo Vaovao

Raha te hahazo vaovao tsy tapaka mikasika ireo hetsika karakarain'ny AMK ianao dia mitsidiho ny pejy Facebook an'ny AMK.

AMK

© 2023 AMK | Fifandraisana | Momba Anay | Design by W3Layouts