Sary KMS 2022

Sary

Sary KMS 2022

Ireo ambony ireo ny santionan'ny sary tamin'ny KMS 2022. Misy sary hafa azonareo jerena ao amin'ny pejy Facebook an'ny AMK ma ny MSK na ny tranokalan'ny MSK. Raha te hahita ny fanazavana momba ny sary ianao dia tsindrio ny ilay soratra i eo ambony ankavia.

Naka ny sary: Sitraka, Ravorombato, Lemainty.

Naka ny sarin'i Poety Rebely: Cedric Rakotoarisoa, OC Agency.

Teny Fohy