KMS
2022
Fandraisana
Momba Anay
Lohahevitra
Ireo Mpiteny
Fitsipika
Fisaorana
Sary
Fitsipika
Fitsipika
Fitsipika ho an'ireo hamelabela-kevitra
Alefa aty aminay ny lohahevitra sy ny famintinana handaminana ny fandaharam-potoana.
Manana adiny iray avy handraisam-pitenenana ny tsirairay mandritra ny kônferansa (15-20 mn famelabelaran-kevitra, 30-40 mn famaliana ny fanontanian'ny mpanatrika).
Fomba fandefasana ny lohahevitra
Alefa mailaka ny lohahevitra sy ny famintinana.
Adiresy andefasana azy:
lemainty amin'ny koloiko teboka com
.
Ataovy eo amin'ny lohahevitry ny mailaka ny hoe: "KMS 2022 - Lohahevitra".
Soraty mazava ao anatin'ny mailaka ny anaranao feno sy ny lohahevitra hovelabelarinao.