Misaotra tompoko

Fisaorana

Misaotra anareo ny KHT

Ny vondrona Koloiko sy Hajaiko ny Teniko dia maneho ny fisaorana sy fankasitrahana sahady an'ireo rehetra izay manohana sy manampy anay amin'ny fikarakarana ny KMS 2021.

Ireo izay mbola maniry ny hiara-hiasa sy/na hanohana anay dia raisinay an-tanan-droa. Aza misalasala mifandray aminay fa vonona ny handray anao izahay.

Mankasitraka indrindra tompoko!