Kônferansa andiany fahefatra

Kônferansa Momba ny Soratra 2020

7 Novambra, Antananarivo, Madagasikara Hividy Tapakila

Mpanao Velakevitra

Misokatra izao ny fandraisana lohahevitra sy lahatsoratra ho an'ireo maniry hanao velakevitra amin'ny KMS 2020. Azonao jerena ao amin'ny pejy natokana ho amin'izany ireo fitsipika sy daty tokony ho tadidiana mikasika ny fandefasana lahatsoratra.

Daty farany fandefasana lohahevitra sy famintinana: 30 Mey.

Image

Mpiteny 1

Mpanoratra

Hapetraka eto ny mombamomba ny Mpiteny 1.

Araho Mpiteny 1 —

Lohahevitra
Image

Mpiteny 2

Mpanoratra

Hapetraka eto ny mombamomba ny Mpiteny 2.

Araho Mpiteny 2 —

Lohahevitra
Image

Mpiteny 3

Mpanoratra

Hapetraka eto ny mombamomba ny Mpiteny 3.

Araho Mpiteny 3 —

Lohahevitra
Image

Mpiteny 4

Mpanoratra

Hapetraka eto ny mombamomba ny Mpiteny 4.

Araho Mpiteny 4 —

Lohahevitra
Image

Mpiteny 5

Mpanoratra

Hapetraka eto ny mombamomba ny Mpiteny 5.

Araho Mpiteny 5 —

Lohahevitra

Mpandrindra

Ny handrindra ny kôferansa amin'ity andiany fahefaatra ity dia Ravorombato Ony Lantoarimamy.

Image

Ravorombato Ony Lantoarimamy

Mpanoratra

Ravorombato Ony Lantoarimamy na Ravorombato dia Mpanoratra, Mpampianatra, Mpikabary. Filohan'ny Havàtsa-UPEM Sampana Arivonimamo. Manana ny mari-boninahitra Chevalier de lĄŻordre des arts, des lettres et de la culture.

Araho Ravorombato —

Fandaharam-potoana

Mandritra ny iray andro no anaovana ny kônferansa. Manomboka amin'ny 7:30 maraina ny fotoana ary mifarana amin'ny 5 ora hariva.

Amin'ny 30 Oktôbra no hivoaka ny antsipirian'ny fandaharam-potoana.

7:30

Fisoratana Anarana

8:30

Lohahevitra 1

Mpiteny 1
9:30

Lohahevitra 2

Mpiteny 2
10:30

Fialana Hetaheta

11:00

Lohahevitra 3

Mpiteny 3
12:00

Misakafo Atoandro

1:15

Lohahevitra 4

Mpiteny 4
2:15

Lohahevitra 5

Mpiteny 5
3:15

Fialana Hetaheta

3:45

Resadresaka momba ny soratra sy ny fanoratana

KHT
4:45

Teny fisaorana - Famaranana

Mpanohana sy Mpiara-miasa

Ireto daholo ny mpanohana sy mpiara-miasa amin'ny KHT amin'ny fanatontosana ny KMS 2020. Ankoatr'ireo dia maro dia maro ireo olon-tsotra sy fikambanana izay tsy mitonona anarana manohana sy miara-miasa aminay.

Raha maniry ny hanohana na hiara-hiasa aminay ianao dia tsindrio ilay bokotra ery ambany.

Image
Image
Image