10 Novambra 2018
Kônferansa Momba ny Soratra
Antananarivo, Madagasikara
Sehatra iray natao ihaonan'ireo mpanoratra, mpikaroka, mpandraharaha, mpitia sy mpandala, ary mpampiasa ny asa soratra amin'ny teny Malagasy.
Ireo mpandray fitenenana mandritra ny KMS 2018.
Fandaharam-potoana mandritra ny KMS 2018.
Fisoratana anarana hanatrika ny KMS 2018.
Toromarika amin'ny famonjena ny toerana.
Boky KMS 2018.
Fisaorana sy sary tamin'ny KMS 2018.
Vidim-pidirana
Mpamelabela-kevitra
0Ar
  • Kônferansa
  • Zava-pisotro
  • Sakafo atoandro
  • Kits
  • Boky
i
Mpanatrika
5 000Ar
  • Kônferansa
  • Zava-pisotro
  • Sakafo atoandro
  • Kits
i
Olona Hafa
5 000Ar
  • Kônferansa
  • Zava-pisotro
  • Sakafo atoandro
  • Kits
i
10 Novambra maraina
08:30
Auditorium
Aretin'ny poezia
08:30 - 09:30
Andrianimerina Hobiana
09:30
Auditorium
Haiforona literatiora
09:30 - 10:30
Riambola Mitia
10:30
Restaurant
Fialana hetaheta
10:30 - 11:00
11:00
Auditorium
Teknika sy vahaolana
11:00 - 12:00
Sitraka F. Tanteraka
12:00
Restaurant
Sakafo atoandro
12:00 - 01:00
10 Novambra hariva
01:15
Auditorium
Esther Nirina
01:15 - 02:15
Na Hassi
02:15
Auditorium
Mpanoratry ny Taona
02:15 - 03:15
Mainty Kely
03:15
Restaurant
Fialana hetaheta
03:15 - 03:45 PM
03:45
Auditorium
Fifanakalozan-kevitra
03:45 - 04:45 PM
KHT
04:45
Auditorium
Famaranana
04:45 - 05:45
KHT
Misorata anarana dieny izao!