Boky KMS 2018

Noraketina anaty boky ireo lohahevitra rehetra novelabelarina nandritra ny KMS 2018. Johana Ra, Mpanolotsaina ao amin'ny Zoromanga, no nanoratra ny teny mialoha ao amin'ny boky. Soamiely Andriamananjara, Tonia mpanatanteraka ao amin'ny Takelaka Tsara Soratra, kosa no nanao ny teny famaranana ao amin'ny fonon'ny boky.

Raha te hanjifa an'ilay boky ianao dia mandefasa hafatra aty aminay. Rehefa voaray ny mombamomba anao dia hisy mailaka halefa any aminao hanomezana toromarika amin'ny fomba andraisanao ny boky.

Misorata anarana dieny izao!