Kônferansa Momba ny Soratra 2017

25 Novambra | Antananarivo, Madagasikara

KMS 2017

Notontosaina ny 25 Novambra 2017 tontolo andro to amin'ny Restaurant Haitsiron'Iarivo eny Alarobia, Antananarivo ny Kônferansa Momba ny Soratra 2017 (KMS 2017). Famelabelaran-kevitra narahina fifanakalozan-kevitra nataona mpandray anjara enina notsongaina no hita nandritra ny kônferansa.



Mpanohana

Restaurant Haitsiron'Iarivo Librairie Antso Zoromanga