• KHT / /
  • Fifaninanana

Fifaninanana

Lisitr'ireo fifaninanana nokarakarain'ny KHT (pejy 1/2).

Tononkalo Fitiavana 2018

Fifaninanana tononkalo ho fankalazana ny andron'ny mpifankatia 2018.

Tononkalo Fitiavana 2017

Fifaninanana tononkalo ho fankalazana ny andron'ny mpifankatia 2017.

Tononkalo Fitiava-tanindrazana 2016

Fifaninanana tononkalo ho fankalazana fahatsirarovana ny tolo-panafahana 29 Martsa 1947.

Fitafy Nentin-drazana 2016

Fifaninanana fitafy nentin-drazana ho fankalazana ny andron'ny vehivavy 2016.

Tononkalo Fitiavana 2016

Fifaninanana tononkalo ho fankalazana ny andron'ny mpifankatia 2016.

Hahazo Vaovao

Raha te hahazo vaovao tsy tapaka mikasika ireo hetsika karakarain'ny KHT ianao dia mitsidiha ny pejy Facebook an'ny KHT.

KHT

© 2019 KHT | Fifandraisana | Momba Anay | Design by W3Layouts